Misaotra an’Andriamanitra isika fa tontosa soamantsara ny « DEJEUNER DANSANT » ny Sabotsy 3 Mey 2025 lasa teo teny amin’ny Golden House Espace Ambohidrazaka Alasora.
Tsapanay ny fitiavana nasehonareo, na tamin’ny fanotronana, na tamin’ny fifanomezan-tànana isan-karazany.
« Ho toy ny laingom-boaloboka anie ny harenanareo, andratsanana vao misandrahaka »
Ny tsangambaton’ny fankalazana dia haranty amin’ny fivoriamben’ny Ray amandreny ny Zoma 5 Septambra 2025 amin’ny 8ora.
Samy tsara