Salama daholo,
Ny Fivorian’ny komity Fankalazana ny faha-25 taonan’ny sekoly ny Alarobia 29 Janoary 2025, dia nanapaka fa misy fihenambidy na tolotra manokana ho an’izay ni-« commande » sy mbola hi-« commande » « survêtement » hatramin’ny 15 febroary 2025.
Ka lasa toy izao manaraka izao ny vidiny :
- 4-10 taona : 30 000Ar
- 12, S, M : 40 000Ar
- L, XL, XXL : 45 000Ar
Vonjivonjeo fa aza tara e