Calendrier et consignes des examens – Février 2025
Miarahaba tompoko,Araka ny fampahafantarana natao teo aloha dia mitohy rahampitso Alatsinainy 24 Febroary 2025 ny fanadinana ho an'ny "Primaire", "Collège" sy "Lycée".Ity alefa…
Contenu de l'article
Miarahaba tompoko,
Araka ny fampahafantarana natao teo aloha dia mitohy rahampitso Alatsinainy 24 Febroary 2025 ny fanadinana ho an'ny "Primaire", "Collège" sy "Lycée".
Ity alefa ity ny fandaharam-potoana. Ho an'ny taranja efa nahavitana fanadinana dia "cours normal".
Ireto ny fepetra raisina ho an'ny "Préscolaire" sy ny "Primaire" raha avy ny orana :
1-Tsy maintsy aterina sy alaina hatreo an-dakilasy ny mpianatra.
2-Ny ora fidirana tsy miova fa ny firavana kosa no aroso amin'ny 4ora15 ho an'ny "Primaire".
Mankasitraka antsika rehetra hatrany amin'ny fiaraha-miasa.
Restez informé
Abonnez-vous à notre newsletter pour recevoir les derniers articles directement dans votre boîte mail.