Pas de connexion Internet. Certaines fonctionnalités peuvent ne pas être disponibles.
Notre école - Logo Notre école
+261337418655
notre.ecole.tsiadana@gmail.com
Notre école
+261337418655
notre.ecole.tsiadana@gmail.com

Fihenam-bidy manokana ho an’ny survêtement fankalazana ny faha-25 taona !

Salama daholo,Ny Fivorian’ny komity Fankalazana ny faha-25 taonan’ny sekoly ny Alarobia 29 Janoary 2025, dia nanapaka fa misy fihenambidy na tolotra manokana ho an’izay ni-«…

Contenu de l'article

Vie scolaire 30 janv. 2025
Illustration de l'article : Fihenam-bidy manokana ho an’ny survêtement fankalazana ny faha-25 taona !

Salama daholo,

Ny Fivorian’ny komity Fankalazana ny faha-25 taonan’ny sekoly ny Alarobia 29 Janoary 2025, dia nanapaka fa misy fihenambidy na tolotra manokana ho an’izay ni-« commande » sy mbola hi-« commande » « survêtement » hatramin’ny 15 febroary 2025.

Ka lasa toy izao manaraka izao ny vidiny :

- 4-10 taona : 30 000Ar

- 12, S, M : 40 000Ar

- L, XL, XXL : 45 000Ar

Vonjivonjeo fa aza tara e

Restez informé

Abonnez-vous à notre newsletter pour recevoir les derniers articles directement dans votre boîte mail.