Mankasitraka indrindra anareo nahatoky ny Notre école Tsiadana tamin'ny taom-pianarana 2024-2025.
Toko tapaka, vilany mitongilana, izay tsy mety arenina.
Mirary fety sambatra ho antsika jiaby!
Fety famaranan-taona Alarobia 25 Jona 2025. "MIFALIA FA MALAGASY"
Sary Vahatraina Andriamampandry.